♦ Efa miandry fatratra ny fandalovan'ilay raharaha Apollo 21 eny amin'ny Fitsarana misahana ny ady heloka bevava, ireo mpisolovavan'ireo voarohirohy, ankehitriny... ♦ Am-polony ireo zatovolahy efa noraisina ho miaramila raikitra no voatery naverina ho sivily, noho ny fandikan-dalana... ♦ Niaiky androany, ireo Taxi-Moto miasa ao Antananarivo Renivohitra, fa mbola manohy miasa na teo aza ny fandrarana avy amin'ny Kaominina...
♦ Tetik'asa hanovana ny rivotra eny amin'ny atmosfera ho rano madio, hanampiana ny mponina any atsimo, no entin'ny ekipa malagasy mandray anjara amin'ny fifaninana "First Global Challenge, karakarain'ny STEM For Good. Manohana ny Malagasy ny OIT... ♦ Hanampy ny tanora manana tetik'asa tsara ka mendrika tamin'ny Tosik'Art ny ministeran'ny kolontsaina sy ny serasera... ♦ Nanentana ny mponina hanaja ny soatoavina ny CFM, manoloana ny vaky fasana any Itasy...
♦ Resin'ny Tanzanie tamin'ny isa 3 noho 2 ny Barean'i Madagasikara omaly... ♦ Namoaka fanapahana ny teo anivon'ny HCC afak'omaly, manoloana ny fahabangan-toerana teo anivon'ny parlemanta... ♦ Any amin'ny ala Antimena : Hiara-hiasa amin'ny famindran-toerana ireo olona monina tsy ara-dalana ao ny CFM sy ny faritra Menabe...
♦ Hiatrika ny andro faharoa amin'ny fifanitsanana Mondial 2022 any Tanzanie anio tolakandro ny Barea. Ho hita mivantana eto Madagasikara... ♦ Misy amin'ireo sekoly tsy miankina no voatery nampihemotra ny fidiran'ny mpianatra, vokatry ny fahasahiranana ara-bola eo amin'ireo raiamandreny... ♦ Nirehitra omaly ny trano lehibe misy ny foiben'ny Ôfisim-pirenena misahana ny fampianarana tsy miankina eny Ampasamadinika...
• Ho kristianina mitondra hazavana sy hafanana, hanome hafaliana sy fanantenana ho an'ny hafa. Izany hafatry ny Arsevekan'Antananarivon, nandritra ny fankalazana ny Andron'ny Diosezin'Antananarivo... • Nitombo roa indray ny pretra Saleziana Don Bosco. Notanterahana omaly, tany Betafo, ny fanamasinana azy ireo... • Nanatanteraka ny Andro Voalohany ho an'ny Ankizy tao amin'ny Diosezin'i Farafangana, nanomboka ny 22 hatramin'ny 25 aogositra 2025...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco