Ny finoana dia manampy antsika hahita fa misy dikany ny fiainana ary manana andraikitra isika amin'ny fampivelarana ireo fanomezam-pahasoavana sy talenta nomena antsika. Afaka manomboka amin'ny zavatra tsotra isika : raha mahay mampianatra dia afaka mizara ny fahalalana amin'ny hafa ; raha mahay mihaino dia afaka manampy namana sahirana ; raha manana fahaiza-manao manokana dia afaka mampiasa izay amin'ny mahasoa ny fiaraha-monina. Tsy voatery hiandry hoe lehibe na hanana toerana ambony vao hanao zava-tsoa... Fandaharana "Fibeazana Miaina sy Mitia", iarahana amin'ny Centre Arrupe Madagascar...

[Miara-dàlana] Zoma 27 novambra 2026

• Nankalazaina omaly ny faha-23 taonan'ny Radio Fanasina ao amin'ny Diosezin'i Morondava… • Nanentana ny mpino hampanjaka ny fiadanana sy fandriampahalemana ny Ray masina, nandritra ny Audience générale ny 25 novambra 2026… • Any Burkina Faso, mirotsaka amin'ny fiarovana ny fahamendrehan'ny vehivavy ny Eglizy…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...