Ny fahasalamana ara-tsaina dia "Toe-pahasalamana sy fahatomombanana anaty izay ahafahan'ny olona tsirairay mampivelatra sy mampiasa ny fahaiza-manaony, miatrika ireo olana mahazatra eo amin'ny fiainana, miasa amim-pahombiazana sy mamokatra. Misy fiantraikany amin'ny fahasalaman'ny saina ny lafiny ara-biôlôjika, ara-psikôlôjika ary ara-tsôsialy. Zava-dehibe ny fahasalamana ara-tsaina sy ny fifanampiana manoloana izany sy ho an'ireo olona manana olana ara-tsaina, koa adidin'ny tsirairay ny fanohanana azy ireny... Fandaharana "Fibeazana Miaina sy Mitia", iarahana amin'ny Centre Arrupe Madagascar...