Hoy i Jesoa hoe : Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana, tsy misy mankany amin'ny Ray afatsy amin'ny alalako. Manana anjara toerana manokana i Jesoa ao anatin'ny vavaka, môdely lafatra. Olon'ny vavaka i Jesoa ary porofon'izany dia mivavaka matetika Izy. Ny vavaky ny kristianina dia mifandray lalandava amin'ny Trinite Masina... Katesizy momba ny vavaka sy ny Trinite Masina, iarahana amin'i P. Germain Thierry Randriamiarantsoa.