Famantarana hita maso maneho ny maha-iray ny finoana ny Papa Ray masina, ao amin'ny Fiangonana katolika. Ambaran'ny ny fampianaran'ny Fiangonana fa dimbin'i Piera Apostoly izy.
Eveka toy ny eveka rehetra ny Papa Ray masina.Izy no mamondrona ny Eglizy ho iray sy haharitra.