Ny fanavakavahana, ny fitsitokotokoana, ny fisaratsarahana dia fositra manimba ny firaisan'ny Kristianina. Ny maha kristianina dia tsy mijanona amin'ny tena samirery fa mifandray sy miombona amin'ny samy Kristianina ‘dimension ecclésiale’ fa eo koa ny fiombonana maneran-tany ‘Eglise universelle’. Ny tena fiombonana dia tsy isika anatiny fotsiny ihany..