♦ Tsy voatery ho mpiasam-panjakàna intsony ireo hotendrena PDS hitantana Kaominina tsy manana ben'ny tanàna. Mbola afaka mirotsaka ho fidiana izy ireo, raha ny voarakitry ny lalàna vaovao mifehy izany, nolaniana teny Tsimbazaza, omaly... ♦ Efa nisy ny fifampiresahana tamin'ny vondron'ny mpampiasa ho an'ny fisondrotan-karaman'ny sehatra tsy miankina amin'ity taona ity. Noresahana ny fanetsemana anaty karama ny fiakaran'ny vidim-piainana, ary miainga eo ny kajy fampiakarana hoy ny FISEMARE... ♦ Lany teny amin'ny Antenimieram-pirenena ny fanitsiana ny lalàna famaizana ireo mpanolana zaza tsy ampy taona. Voatazona ny fampiharana ilay " castration chimique" ho an'ireo lehilahy voaheloka amin'izany fanolànana ara-nofo izany...
♦ Nolavin'ny HCC fanindroany indray ny fitoriana faharoa nataon'ny kandidà ho Filoham-pirenena, Andry Raobelina sy ny antoko ARB, izay mangataka ny hanemorana ny fifidianana izay ho Filoham-pirenena... ♦ "Ny rariny henjan-doatra manjary hadisoana", hoy ny fikambanana Grand Sud-Est androany, ka miantso fifampidinihana manoloana ny raharaham-pirenena ankehitriny, ity fikambanana ity... ♦ Avotra soa aman-tsara, rehefa nitsambikina avy teo an-davarangana, ny olona iray tavela tamin'ilay trano may teny Mahamasina. Kila tsy nisy noraisina ny entana tao an-trano...
♦ Manomboka andro alarobian'ny lavenona ny karemy, ho an'ny kristiana katôlika manerana izao tontolo izao, misy ny hafatra mahakazika izany,... ♦ Miara-miasa amin'ny firenen-drehetra i Madagasikara ka manaja ny tsy fiandaniana, hoy ny praiministra, raha naneho hevitra manoloana ireo fihaonana samihafa amin'ireo masoivoho... ♦ Ahiana ny hilatsahan'ny sazy avy amin'ny Fifa ho an'ny baolina kitra malagasy, vokatry ny fitondrana ny disadisa anatin'ny FMF eny amin'ny fitsarana...
Chers frères et sœurs dans le Christ, Vous qui êtes venus en si grand nombre participer à ce pèlerinage national, ainsi que vous tous qui suivez chez vous par les médias. Nous, évêques de Madagascar, nous vous adressons notre profonde gratitude pour avoir répondu à notre invitation et pour avoir fait vivre spirituellement ce jubilé initié par le Pape François. Avec vous, nous reprenons le chant de Marie : « Mon âme exalte le Seigneur » et nous redisons avec elle : "Que rendrai-je au Seigneur pour tout le bien qu’il m’a fait ?"....
Lire la suite...Le Père Innocent Bizimana, Provincial des Salésiens de Don Bosco de Madagascar et de l'Île Maurice, nous présente, au nom de toute la Famille Salésienne de la Province, les vœux de bonheur en cette Solennité de la Nativité du Seigneur.
Lire la suite...Le court métrage "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) se concentre sur l’un des épisodes les plus difficiles de sa vie. Nous sommes à Viedma, en 1941: à 60 ans, Zatti est contraint de quitter l’hôpital qu’il a fréquenté pendant des décennies. Sa foi et sa force sont mises à l’épreuve.
Lire la suite...© 2025 Radio Don Bosco