- Mbola miato aloha anio alakamisy sy rahampitso zoma ny fampianarana ho an'ny Cisco miisa 5 eto amin'ny Faritra Analamanga : Cisco Antananarivo-renivohitra, Atsimondrano, Avaradrano, Ambohidratrimbo ary Manjakandriana...
- Mitombo isa hatrany ny olona tra-boina vokatry ny ora-mikija ho an'ny ao Antananarivo-renivohitra sy ny Kaominina manodidina. Natoby eny amin'ny ANS Ampefiloha sy Kianja Barea Mahamasina ho an'ny ao an-drenivohitra...
- Hikatona manomboka ny faran'ny volana aogositra 2025 izao ny biraon'ny FES eto Madagasikara. Nanapa-kevitra ny filan-kevi-pitantanan'ny FES any Berlin Allemagne fa hakatona ny birao miisa 9 eran-tany ka isan'izany ny eto Madagasikara...