♦ Tontosa ny sabotsy teo ny tantara an-tsehatra nolalaovin'ny mpilalao tantara eto amin'ny Radio Don Bosco. Tratra ny tanjona ho an'ny mpilalao sy ny mpikarakra ; naneho ny hafaliany ny mpijery...  ♦ Nihaona tamin'ireo tompon'andraikitry ny fampianarana tsy miankina ny minisitra telo tonta misahana ny fampianarana. Afaka manohy ny fandaharam-pianarana hatramin'izay ny sekoly tsy miankina. Mitohy hatrany anefa ny dinika... ♦ Traktera miisa 28 miaraka amin'ny kojakoja fampiasa aminy no natolotry ny Fanjakàna tamin'ny alalan'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika tao Antsirabe ny sabotsy teo...

♦ Lavin'ny Ministry ny Fitanterana teo aloha ny tsaho miely amin'ny tambazotra serasera milaza hoe : lasa nandositra any ivelany ny tenany, fa tsy voatazona eny amin'ny fonjan'Avaradrano intsony... ♦ Tokony hisy solontenan'ny hery velona rehetra ao anatin'ilay kômity mpanomana ny fikaonan-doham-pirenena, natsangana eny amin'ny Primatiora, hoy ny vovonana Diovy i Madagasikara... ♦ Nahazo amboara roa ny ekipan'ny Radio Don Bosco tamin'ny lalao Inter-Média "Iray eny an-kianja" andiany faha-dimy, izay natao teny amin'ny Kianja Annexe Barea Mahamasina ny sabotsy teo...

♦ Hiroso amin'ny fitokonana faobe eny Soanierana manomboka anio ireo mpiasan'ny JIRAMA. Nilaza ny hanakatona manontolo ireo masoivohon'ny orinasa ireo mpitarika ny sendikàn'ny mpiasa... ♦ Mitaky fifanarahana fanatanterahana ny fitakiana ihany koa ireo tanora mianatra ho mpitsabo. Nanao diabe sy filanjàna sora-baventy teny amin'ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka izy ireo... ♦ Manomboka mipoitra indray ny fitakiana famerenana Ben'ny tanàna efa niasa, ka noesorina tamin'ny toerana, noho ny didin'ny fitsaràna... ♦ Nomen'ny fitsarana fahafahana ny filoha frantsay teo aloha Nicolas Sarkozy...

21 mars 2025 — Vendredi, Deuxième Semaine de Carême — Dieu a tellement aimé le monde qu’il a donné son Fils unique, afin que ceux qui croient en lui aient la vie éternelle — Évangile de Jésus-Christ selon saint Matthieu (Mt 21, 33-43. 45-46)

Pour une véritable et authentique transformation

“Que votre amour sois sans hypocrisie. Fuyez le mal en horreur, attachez-vous fortement au bien” (Rm 12,9). Message de la Conférence Épiscopale de Madagascar, aux fidèles chrétiens catholiques, aux responsables et dirigeants de la nation, aux jeunes Malgaches sans distinction, à tous nos compatriotes, et à toutes les personnes de bonne volonté.

Lire la suite...

Noël est vraiment jour de grâce, si...

Le Père Innocent Bizimana, Provincial des Salésiens de Don Bosco de Madagascar et de l'Île Maurice, nous présente, au nom de toute la Famille Salésienne de la Province, les vœux de bonheur en cette Solennité de la Nativité du Seigneur.

Lire la suite...

Zatti, notre frère

Le court métrage "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) se concentre sur l’un des épisodes les plus difficiles de sa vie. Nous sommes à Viedma, en 1941: à 60 ans, Zatti est contraint de quitter l’hôpital qu’il a fréquenté pendant des décennies. Sa foi et sa force sont mises à l’épreuve.

Lire la suite...