Ny olana ara-tany, ny fahefa-mividy ary ny tsy fahafahana mindram-bola ireo no sakana tsy afahan'ny Malagasy misitraka trano fonenana, hoy ny sekreteram-panjakàna misahana ny tanàna vaovao sy ny trano fonenana Gérard Andriamanohisoa...
Miankina amin'ny mpitondra ny famahana ny olana eto amin'ny firenena, mbola tsy tara raha izao no mikarakara fikaonan-doham-pirenena hoy ny Antoko Madagasikara Endrika Vanona (MAEVA)...
Maty nisy nitifitra rehefa nitodidoha niverina hamonjy fodiana ho any amin'ny Kaominina ambanivohitra Mangataboahangy-Ambatofinandrahana ny ben'ny tanàna amperin'asa RANIVOARIVONY Narindraniaina...
Nienjan-droa ny tady teo amin'ny filoha Amerikanina sy ny governoran'i Maine Janet Mills mahakasika ny didim-panjakàna manilika ireo atleta "transgenres" tsy ho mpandray anjara fifaninanana ara-panatanjahantena...
Chers frères et sœurs dans le Christ, Vous qui êtes venus en si grand nombre participer à ce pèlerinage national, ainsi que vous tous qui suivez chez vous par les médias. Nous, évêques de Madagascar, nous vous adressons notre profonde gratitude pour avoir répondu à notre invitation et pour avoir fait vivre spirituellement ce jubilé initié par le Pape François. Avec vous, nous reprenons le chant de Marie : « Mon âme exalte le Seigneur » et nous redisons avec elle : "Que rendrai-je au Seigneur pour tout le bien qu’il m’a fait ?"....
Le Père Innocent Bizimana, Provincial des Salésiens de Don Bosco de Madagascar et de l'Île Maurice, nous présente, au nom de toute la Famille Salésienne de la Province, les vœux de bonheur en cette Solennité de la Nativité du Seigneur.
Le court métrage "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) se concentre sur l’un des épisodes les plus difficiles de sa vie. Nous sommes à Viedma, en 1941: à 60 ans, Zatti est contraint de quitter l’hôpital qu’il a fréquenté pendant des décennies. Sa foi et sa force sont mises à l’épreuve.