♦ Efa niharan'ny sakan-dalana nataon'ny dahalo tao antampon'Ihorombe ireo mpizaika avy any Ambovombe Androy, nialohan'ilay lozam-pifamoivoizana nitranga tany Ikelivaho... ♦ Miverina indray ny tsy fandriampahalemana any amin'ny Kaominina Ambanivohitra Ambatoboeny. Nisy hatrany ny fanafihana isan-kalina tao anatin'ny herinandro... ♦ Ny fanovana ny lalana mifehy ny antoko pôlitika sy ny fanaovana pôlitika ihany no ahafahana misoroka ny krizy ateraky ny fifidianana, hoy ny Solombavam-bahoaka teo aloha, ny Dr. Andriambololona Barson Claude...
♦ Miantso ny fitsarana mba hampihatra am-pahamarinana ny lalana mifanandrify amin'ireo namono olona telopolo mahery tany Ambolotarakely ny antoko Malagasy Miara-Miainga na ny MMM. Antoka iray ahafahana mamerina ny fahatokisan'ny olom-pirenena Malagasy ny fitsarana izany, hoy ity antoko ity... ♦ Efa misy ireo miomana amin'ny fanaovana hosoka amin'ny fifidianana ho avy, hoy ny antoko Malagasy Tonga Saina na ny MTS... ♦ Nanomboka ny folakandro teo teny Mahamasina ny Afrobasket sokajy lehilahy, latsaky ny 18 taona. Rahampitso no hiakatra kianja voalohany ny Ankoay, ekipa malagasy...
la fin de la guerre dans le "Golfe Persique" fut l'événement. Le contenu de cette encyclique a résolu le problème entre l'employé et l'employeur. L'utilisation du capital et l'emploi figurent parmi les principaux problèmes, ce qui met en évidence l'écart entre les pauvres et les riches. Catéchèse sur la pastorale sociale, avec le P. Randrianomenjatovo Fenohasina Dorysse.
♦ Fanampiana ny akany fitaizana zaza kamboty eny Ambohimpiadanana sy ny Seminera Zandriny Ambohipo no nanamarihan'ny vehivavy katôlika eto amin'ny Diôsezin'Antananarivo ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Zon'ny Vehivavy... ♦ Natolotra tamin'ny fomba ôfisialy ny Ekipa Mpandrindra Nasiônaly ny Sinaodin'ny Eveka, ny fandravonana avy amin'ny Diôsezin'i Tsiroanomandidy... ♦ Feno sivy taona ny 13 marsa 2022 ny naha teo amin'ny Fiketrahana Masina ny Papa François...
À l'issue de sa deuxième Assemblée Générale qui s'est tenue du 15 au 18 octobre 2024, la Commission épiscopale Justice et Paix a adressé un message aux responsables étatiques à tous les niveaux, ainsi qu'à tous les Malagasy et à toutes les personnes de bonne volonté.
Lire la suite...Le Père Innocent Bizimana, Provincial des Salésiens de Don Bosco de Madagascar et de l'Île Maurice, nous présente, au nom de toute la Famille Salésienne de la Province, les vœux de bonheur en cette Solennité de la Nativité du Seigneur.
Lire la suite...Le court métrage "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) se concentre sur l’un des épisodes les plus difficiles de sa vie. Nous sommes à Viedma, en 1941: à 60 ans, Zatti est contraint de quitter l’hôpital qu’il a fréquenté pendant des décennies. Sa foi et sa force sont mises à l’épreuve.
Lire la suite...© 2025 Radio Don Bosco