♦ Nahiditra am-ponja vonjimaika eny amin'ny fonjan' Antanimora nanomboka omaly hariva Ramatoa Olga Ramalason, kandidan'ny vovonana Firaisan-kina amin'ny fifidianana solombavambahoaka ao Antsirabe voalohany... ♦ Latsaka an-davaka ary tsy rariny ny mahazo ny firenena noho ny tsy fisian'ny tany tan-dalàna, antony mampijoro ireo havara-pianarana ankehitriny... ♦ Hanimba ny fifantohan'ny mpianatra amin'ny fianarana ny fandalovan'ny zotra teleferika ambon'ny Sekolintsika eny Analamahitsy hoy ny tompon'andraikitra ka tsy eken'izy ireo ny handalovan'izany eo amin'ny sekoly... ♦ Tafaverina any Egypte ny sarivongan'ny mpanjaka Ramses-II, rehefa very nisy nangalatra 30 taona lasa izay...

♦ Hitohy anio amin'ny alalan'ny diabe am-bavaka hihazo ani Vohipeno ny Pelerinazy miaraka amin'ny Olontsambatra Lucien Botovasoa, izay tanterahana ao amin'ny Diôsezin'i Farafangana... ♦ Hisy fiatraikany goavana amin'ny andavanandrom-piainan'ireo olona manana tany voakasik'ilay fanamboaran-dalana miainga eny Andranotapahina mihazo ety Ivato, ny fanohizana ny asa ka mangataka ny hampitsaharana izany izy ireo... ♦ Mbola ho sarotra ny hahavitan'ireo solombavambahoaka ny andraikitra nankinina amin'izy ireo raha toa ka tsy hahazo ny maroan'isa eny Tsimbazaza ny mpanohitra hoy ny filoha nasiônalin'ny antoko Teza... ♦ Tsy mbola naneho hevitra manoloana ilay valim-panafihana nataony tany Iran i Israel...

♦ Fanampiana ny akany fitaizana zaza kamboty eny Ambohimpiadanana sy ny Seminera Zandriny Ambohipo no nanamarihan'ny vehivavy katôlika eto amin'ny Diôsezin'Antananarivo ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Zon'ny Vehivavy... ♦ Natolotra tamin'ny fomba ôfisialy ny Ekipa Mpandrindra Nasiônaly ny Sinaodin'ny Eveka, ny fandravonana avy amin'ny Diôsezin'i Tsiroanomandidy... ♦ Feno sivy taona ny 13 marsa 2022 ny naha teo amin'ny Fiketrahana Masina ny Papa François...

Pour une véritable et authentique transformation

“Que votre amour sois sans hypocrisie. Fuyez le mal en horreur, attachez-vous fortement au bien” (Rm 12,9). Message de la Conférence Épiscopale de Madagascar, aux fidèles chrétiens catholiques, aux responsables et dirigeants de la nation, aux jeunes Malgaches sans distinction, à tous nos compatriotes, et à toutes les personnes de bonne volonté.

Lire la suite...

Noël est vraiment jour de grâce, si...

Le Père Innocent Bizimana, Provincial des Salésiens de Don Bosco de Madagascar et de l'Île Maurice, nous présente, au nom de toute la Famille Salésienne de la Province, les vœux de bonheur en cette Solennité de la Nativité du Seigneur.

Lire la suite...

Zatti, notre frère

Le court métrage "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) se concentre sur l’un des épisodes les plus difficiles de sa vie. Nous sommes à Viedma, en 1941: à 60 ans, Zatti est contraint de quitter l’hôpital qu’il a fréquenté pendant des décennies. Sa foi et sa force sont mises à l’épreuve.

Lire la suite...