♦ Nahitàna tavoahangy nisy fofona solika nanakaiky ny fahamaizan'ny Rovan'Ambohidratrimo. Olona maro no efa notànana atao fanadihadiana, raha ny namabaran'ny Ministry ny serasera sy ny kolontsaina... ♦ Nisehoana trangana ambalavelona tao amina sekolim-pinoana iray tao Mahajanga omaly. Tovovavy mpianatra 50 isa no tratran'izany, ka nihiakiaka sy nihinjitrinjitra... ♦ Nanameloka ny fisiana miaramila tratra tamina fandrobàna vola ny Ministeran'ny Foloalindahy. Namoaka fampitam-baovao izy ireo fa tsy tompon'andraikitra amin'ny fihetsika ivelan'ny asa ara-dalàna nataon'ireo miaramila ireo...

♦ Hotanterahina anio ny famindram-pahefana eo amin'ny PDS sy ny Ben'ny tanàna an'Antananarivo mpisolo toerana.... ♦ Miantso fifampiresahana haingana manoloana ny raharaham-pirenena Ramatoa Christine Razanamahasoa. Mitodika amin'ny fitondràna tsy hanakatsakana ny fahafaha-maneho hevitra ity Ministra teo aloha ity... ♦ Fadiranovana ny mpiasam-panjakàna eto Madagasikara ankehitriny, hoy ny sendikan'ny Dokotera mpiasam-panjakàna eto Madagasikara. Tsy mbola ampy hisahanana ny filàna andavan'andro intsony ny karaman'izy ireo...

  • Ny olana ara-tany, ny fahefa-mividy ary ny tsy fahafahana mindram-bola ireo no sakana tsy afahan'ny Malagasy misitraka trano fonenana, hoy ny sekreteram-panjakàna misahana ny tanàna vaovao sy ny trano fonenana Gérard Andriamanohisoa...
  • Miankina amin'ny mpitondra ny famahana ny olana eto amin'ny firenena, mbola tsy tara raha izao no mikarakara fikaonan-doham-pirenena hoy ny Antoko Madagasikara Endrika Vanona (MAEVA)...
  • Maty nisy nitifitra rehefa nitodidoha niverina hamonjy fodiana ho any amin'ny Kaominina ambanivohitra Mangataboahangy-Ambatofinandrahana ny ben'ny tanàna amperin'asa RANIVOARIVONY Narindraniaina...
  • Nienjan-droa ny tady teo amin'ny filoha Amerikanina sy ny governoran'i Maine Janet Mills mahakasika ny didim-panjakàna manilika ireo atleta "transgenres" tsy ho mpandray anjara fifaninanana ara-panatanjahantena...

♦ Ny talata 09 jolay izao no hivory voalohany eny Tsimbazaza anaty fivoriana manokana ireo solombavambahoaka vaovao 163. Anarana roa no efa mandeha any, hitàna ny filohan'ny Antenimieram-pirenena... ♦ Manambana ny tsy hitsara ny taratasim-panadinana BEPC ireo sendikàn'ny mpampianatra, raha tsy ho voaloa ny "vaccation". Efa maheno siosion-dresaka sahady ireo sendika, amin'ny tsy hahaloavana izany ara-potoana... ♦ Hanomboka amin'ity volana jolay ity ny fitsaràna miaramila taona 2024 eto amin'ny tanin'ny Repoblikan'i Madagasikara. Hanombohana izany ny eto Antananarivo... ♦ Nahitàna razana 19 tany amin'ny tanàna iray amin'ny sisin-tany iraisan'i Guatemala sy Mexique...

Pour une véritable et authentique transformation

“Que votre amour sois sans hypocrisie. Fuyez le mal en horreur, attachez-vous fortement au bien” (Rm 12,9). Message de la Conférence Épiscopale de Madagascar, aux fidèles chrétiens catholiques, aux responsables et dirigeants de la nation, aux jeunes Malgaches sans distinction, à tous nos compatriotes, et à toutes les personnes de bonne volonté.

Lire la suite...

Noël est vraiment jour de grâce, si...

Le Père Innocent Bizimana, Provincial des Salésiens de Don Bosco de Madagascar et de l'Île Maurice, nous présente, au nom de toute la Famille Salésienne de la Province, les vœux de bonheur en cette Solennité de la Nativité du Seigneur.

Lire la suite...

Zatti, notre frère

Le court métrage "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) se concentre sur l’un des épisodes les plus difficiles de sa vie. Nous sommes à Viedma, en 1941: à 60 ans, Zatti est contraint de quitter l’hôpital qu’il a fréquenté pendant des décennies. Sa foi et sa force sont mises à l’épreuve.

Lire la suite...