Ny ranomasina da famantarana ny ratsy, anefa tamin'io tontolo io ny mpianatr'i Jesoa no nantsoiny ho mpanarato olona. Ny asan'ny mpanarato dia asa mila finiavana satria manasatra ary mitaky faharetana ihany koa, izany hoe ilàna herin-tsaina sy herim-po. Ny hevitry ny manarato eto dia manala ny olombelona eo amin'ny haizin'izao tontolo izao ho any amin'ny fahazavana lehibe. Katesizy momba ny asa, iarahana amin'i P. Rakotondramanana Soloniaina Jean Emilien.
♦ Hamoaka ireo gadra pôlitika rehetra any am-ponja ny Rodoben'ny Mpanohitra, raha mahazo fitondrana aorian'ny fifidianana... ♦ Hanome tohana ara-bola mitentina 9 hetsy Dôlara, mba hisian'ny fifidianana madio, mangarahara ary eken'ny rehetra amin'ity taona ity, ny Governemanta Amerikana... ♦ Samy tsy hanaiky ny hanaovana ho tantely afa-drakotra ny CNaPS ireo mpiasa sy ny Tale Jeneraly vaovao...
9 aogositra 2023 — Alarobia, Herinandro Tsotra fahavalo ambin'ny folo Mandavantaona — Taona tsy ankasa — Manantena ny Tompo ny fanahiko, miandry ny teniny aho — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Matio (Mt. 15, 21-28)
♦ Tontosa androany ny famindram-pitantanana teo amin'ny Tale Jeneraly mpisolo toerana teo aloha tao amin'ny CNaPS, Ramatoa Tsaboto Joslina sy ny Tale Jeneraly vaovao... ♦ Nanoratra taratasy any amin'ny Minisiteran'ny Angovo sy ny Akoran'afo, ny fikambanan'ireo mpitatitra misehatra amin'ny akoran'afo na ny APTH. Nitaraina noho ny tsy fanajan'ny orinasa JIRAMA ny anjara andraikiny amin'ny fandoavana ny volan'izy ireo... ♦ Vonona ary sahy hifaninana amin'ny fifidianana ho avy eo, ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina...
• Notanterahana androany ny Andron'ny Sekoly Katolika teto amin'ny Diosezin'Antananarivo, ka Eokaristia Masina notarihan'ny Arseveka no nanombohana izany... • Notanterahana ny 27 hatramin'ny 29 mey 2025, ny fihaonan'ireo mpanabe eo anivon'ny seminera, tao amin'ny Arsidiosezin'Antsiranana... • Antso voalohany ho antsika ny ho olombelona. Io no fampianarana nentin'ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience générale, ny alarobia teo...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco