♦ Mila mikatsaka fitoniana sy fanarenana ny toe-karena eto amin'ny firenena ny hery velona tsy an-kanavaka, hoy ny Kômity Miaro ny Soa Iombonana... ♦ Marary miisa 17 no lavon'ny Coronavirus ny talata lasa teo. Miisa 320 kosa ny tranga vaovao...
Ilaina ny manokana fotoana indraindray mba hanaovana loabary an-dasy ka manao tombana ny fiainam-pianakaviana. Ilaina koa anefa indraindray ny mangina ao an-trano ao mba hahafahana miresaka amin’Andriamanitra bebe kokoa. Katesizy momba ny fianakaviana iarahana amin’i P. Randriamanamahenina Robert Maria
Alakamisy 29 avrily 2021 — Herinandro fahefatra fankalazana ny Paka — Nahita Ahy ianao ka nino; fa sambatra izay tsy nahita ka mino — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 13, 16-20
♦ Niofana niaraka tamin'ny DSI, mba hahatomombana ny fivoriana amin'ny alalan'ny "visioconférence", ireo solombavam-bahoaka androany... ♦ Niampy 17 indray ireo lavon'ny Coronavirus. Niabo kosa ny isan'ireo sitrana, raha oharina tamin'ny tranga vaovao... ♦ Nihetsika ary miantso vonjy amin'ny mpitondra kosa, ireo mpandraharaha voakasiky ny olan'ny fizahan-tany any amin'ny Faritra Menabe...
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco